|
|
|
|

Teny iditra1  malady vava
Singan-teny  2 malady, 3 vava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 haingam-pamaly, malaky mamaly; enti-milaza koa ny zaza mbola kely dia miteny sahady [1.1]
Tohi-kevitra  6 votsa vava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02